Efa voadinikao Andriamanitra ô! Ny fiainanay zanak'olombelona Tsy misy 'zay miafina amiko tsy hitanao Ianao no manendry izany Andriamanitra ô! Indro ny fikasako voalahatrao Ny fiainako rehetra dia Aminao Ny fahotana vitako taminao Mangataka famelana Andriamanitra ô! Aza avela aho hangaihay Fa ampioreno mafy ny finoako Ka na mamely ahy ny fakam-panahy Dia mahatoky Anao ny fanahiko. Ny nofoko anie malemy no sady kely Torovana tsy ampy hery ka manahy Meteza Ianao anio Andriamanitra o! Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay. Ianao no vatolampy sy fiarovako Ny herinao no indro hizorako Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô!Eu ma culc şi-adorm în pace Iysa, men Seni súyemen Is He Worthy Dintre tot ce cuprind Si salvo soy Raina Ka Yabi Allah Littafi Mai Tsarki, Abincin Rai Ne Shi Cand merge-ai cu crucea-n spate Ya Cece Ni, Ya Cece Ni Гел ей кутсал Рух долдур бизи
Song not available - connect to internet to try again?