Endrey ! endrey ! Tompo ô ! He, ny hasoavanao, Fa tsy tapaka hatrany Izany fitahianao ; Notantananao, ry Tompo Itony ondrikelinao. Endrey ! endrey ! Tompo ô ! He, ny fitiavanao ; Efa elabe tokoa no mba niheveranao Izany zaza Malagasy Izay irinao mba ho soa. Anio izahay, Tompo ô ! Mankasitraka Anao, Fa ny sandrinao mahery No niaro toy izao Tratranay mandrakariva Ny androm-pahasoavanao ! Tahio tokoa, Jeso ô ! Madagasikaranay Mba handroso ka ho tonga Madagasikaranao ; Izany re no faniriana Ho tanteraka anie !Когдато в свете без теней Постоянство Apoštolská సర్వోన్నతుడా - నీవే నాకు ఆశ్రయదుర్గము On je kráľov Kráľ Pán príde na zem Отец Святой я прихожу к Тебе Övgüler Sunarım พระเจ้านั้นทรงสร้างเยรูซาเล็ม Je t'ai suivi sur le Calvaire
Song not available - connect to internet to try again?