Endrey, ny hamaroan'ny soa Nomenao Ray ho ahy koa ! Ny aiko, he, navotanao, Ny heloko vonoinao. Eny, Raiko, Eny fa ravo tokoa Ity zanakao voavonjy re Ka velombolo erý. He, azoko tokoa Jeso, Ilay perla sao, madio sy vao ; Ny zava-tsoan'ny tany re Dia tsy ahoako tokoa. Eny, Raiko, ..sns. Tsy haiko ny hilaza izao, Hamisavisa re, ry Ray ; Ny fanomezan-dehibe Dia tsy voatonoko tokoa Eny, Raiko, ..sns. Ny foko no hidera izao, Hisaotra sy hanaja Anao Hanoa, ho vonona hanao Ny sitrakao rehetra. Eny, Raiko, ..sns.Salvat ce frumoasă cântare На сердце так приятно Teach us dear Lord Svetom sa rozlieha nádherná zvesť เราบูชาพระนาม Яратыны Тонэ Инмар يسوع فادي hạfrḥ wạhtf bạlʿwd يسوع سؤل قلبى انت يسوع أحبك
Song not available - connect to internet to try again?