Endre ! ity fahotana, Mamely ao am-po, O! ady mampahana, Ka mafy ny manjo ; // Vonjeo, ry Mpiantra ! Izaho zanakao, Fa tery sy mahantra Miady lava izao // Ry Antoky ny aiko ! Izay mahafatra-po, Ry Toky antenaiko ! Izay tanjaky ny fo ; Ny tena sy fanahy Apetraka Aminao, Ka ataovy lehilahy Mpandresy toa Anao. Izaho no Mpamonjy, Ka matokia tokoa, Izaho mahavonjy Koa antenao ny soa ; Ny sandriko mahery No iankinanao, Hianao dia tsy ho very, Minoa hianao. Ry Tompo manan-kery ! Ny fitiavanao Fitia feno hery, Ka raisiko izao ; Ny dera aman-daza No mendrika ho Anao Ny foko hankalaza, Ny voninahitrao.Желание заветное "THERE SHALL BE SHOWERS OF BLESSING" ازات بولشى قازاعىم حالقىم ạ̹lhy ḥy msẖ byn ạlạ̉mwạt ИИСУСКА ЫНАК МЕН Hamdlar boʻlsin Lay ora tao Getsemane Ofarin Xudoyimiz Никто не может ничто не может В вышине небесной дымке тает
Song not available - connect to internet to try again?