Endrika sariaka No anompoako Anao, Jehovah Ray Fa tapaka ny hevitro : Izaho dia olonao mandrakizay. He ny foko afa-jaly Tena ravo, sady falifaly, Ka : endrika sariaka No anompoako Anao Jehovah Ray. Fa tsaroan'izany saiko, Mandra-maty ho tadidiko, Ny nanavotanao ny aiko, Ilay fanahy sarobidiko. Fa nomena fahendrena Izay ekena fa ny famonjena, Ka : endrika ..sns. Be ny zavatra mihatra Mampahory sy mandrera-po ; Kanefa ireny tsy handratra Ny arovanao, ry Ilay Tsitoha. Fa ny fony tena tony Tsy mba kivy, tsy mba taitra intsony, Ka : endrika ..sns. Misy ve ny mampanahy Sy ny zava-manahirana ? He, tsy kivy ny fanahy Fa hijoro, ka ho mirana, Fa Jehovah, Ray Mahery, Miandany sady koa mijery, Ka : endrika ..sns.Przyjdź, Duchu Boży, w potędze Swej زي النسر Qu'elle est douce Славлю Бога Великого لا شيء في حياتنا مضمون Beautiful Collision Миллəтлəрин үрəјиндə Рəббин ады ишыг сачсын Lurianne: For once in my life Deň čo deň, Ježišu, pre Teba žiť Un merveilleux Saveur est Christ mon Seigneur
Song not available - connect to internet to try again?