Ento aho, ry Jehovah, Mpivahiny raha etý ; Tano aho fa malemy Raha tsy hazoninao // Mofon'aina // Ho fihinako anie ! Mba savao ny loharano Hahazoako ny soa ; Aoka hitari-dalana ahy Izay andri-rahonao, // Ry Tsitoha // Fiarovana Hianao. Raha hita an'i Jordana, Ampandrio ny tahotro ; Ry Mpandresy fanimbana, Ento any Kanana aho ! // Fiderana // No hatolotro Anao.Бид эрх чөлөөтэй Mi Espíritu, Alma, Y Cuerpo Men nege Seni izdeımin Любовью Твоею Tinggallah dalam Yesus yạ rby mylạdk В беде или в радости мы пребываем КРЪВ СКЪПОЦЕННА Тайна lí kāi zhǔ wǒ shén me dōu bù néng zuò
Song not available - connect to internet to try again?