Eo an-tratranao, Jesosy, Dia mahafinaritra Fa ny hafa mampahory Ka tsy mahasambatra. Raha Hianao no aro, Afaka ny tahotro, Raiso ho Anao ny foko, Ry Jesosy tia ô ! Mampifaly ahy koa, Jeso, ny fitianao ; Zara mamiko tokoa Izany ampofoinao ; Na matory na mifoha ; Dia eo an-tratranao ; Ry Mpamonjy Tompo soa, Hoderaiko Hianao. Izaho tena tsy tamana, Raha lavitra Anao, Fa mitebiteby lava Izay tsy eo akaikinao. Eo an-tratranao, Jesosy, Tsara hitoerako ; Eo ihany e no misy Zava-tsoa mahafa-po.Tú conservarás en paz บุคคลผู้ใดกระหาย KA LUNG CHUNGAH AW THLUM A RUNG THANG Кудайым, Сен менин Теңирим Nie je nik ako Ty Rabbim - ezgu Cho'ponim Amin, Puji Bapa Милостью Твоей взлетаю Ciao! Ciao! Bambini SIANGPAHRANG BIA TUAH
Song not available - connect to internet to try again?