Eto afovoanay Hianao, ry Tompo soa, Ka tahio ny vavakay Mba ho maminao tokoa ; Raisonao ny fideranay, Ka savao ny fahantranay. Mitoera aminay Na hariva na maraina ; Aza mahafoy anay Mandra-pialanay aina ; Ka ny dera tsy ho lany Dia ho Anao ihany.Nie mogę pojąć, jak Tyś - święty Bóg Je viens t'adorer 有一个地方 ạsmk yạ yswʿ Nie chcę się, Panie wstydzić Ciebie ప్రేమించెదన్ అధికముగా Ծարավ Եմ Ես Քո Ջրին Ómirimniń máni Le Dieu des temps Mama un dor şi-o inimă arzând
Song not available - connect to internet to try again?