Ety an-dàlan'ity fiainako ity, Dia misy efa nitokiako, Ka ny aizina hazava raha tarihiny, Io 'Lay Mpamonjy ny fanahiko. Tsy tahotro ny alon-drano mafy, Ny rivo-doza tsy hahatohina, Fa ampy ho ahy ny mino sy matoky, Fa Jeso miara-dia amiko. An-taona maro no efa nahafantarako, Ny fahamarinan'ny fitiavany, Ny nanomboana Azy tamin'ny hazo, Nisarik'ahy hanaiky ao am-po.The Galilean Fishers Toil Uwielbiam imię Twoje قۇداي سىزدى باشىندا ەلە تانداپ قويعون Jesus Christ, You Are My Life Phillipians 3 Vi vil gi deg ære zhǔ ài wǒ de ài Yesu Shi Ne Mai Cetona ھاياتنىڭ تار يولىدا كېتىپ بارىمەن Сени Андъъмда
Song not available - connect to internet to try again?