Fa tsy misy fahoriana 'Zay natolotrao anay Ka nitarika hakiviana Satria efa zakanay Noho'lay vesatra indrindra Mafy, sy manonja koa lzay nentinao namindra Raha novonoina lanao Jesoa ! Ny faniriam-panahy Hiaraka Aminao Hamelona ahy ho sahy Hiasa ho Anao Ny Famonjena soa 'Zay nomenao ry Ray No anton'ny fiainanay Fa tsy misy hafaliana Tena mampifaly anay Raha tsy ilay fitahiana Avy Aminao ry Ray Fa tsy misy koa fitia Hahasambatra anay Raha tsy lanao ry Tompo tia No mitoetra anatinay Ny fisainanay 'zay kely Tsy mahatakatr'indraindray Fa lanao, lanao irery No toky iankinanay Ny finoana mila hivaha Tsy mahasedra sarotra Ampijoroy tsy hanahy Ho finoana matotra哈利路亚赞美神 سلام بقلبي Salmo 139 Ата, Сен сүйүүнүн булагы Аллилуйя, хвалу Богу вознесу я تعالوا تعالوا يا تعابى Бут Лошанав Бог нас от гибел спаси Славен Ден ىيىق شاارىما مەن
Song not available - connect to internet to try again?