Faly aho raha hoy izy ireo tamiko "Handeha isika ho any an-tranon'I Jehovah, Ny tongotray efa mijoro Ao anatin'ny vavahadinao Ry Jerosalema, ry Jerosalema. Dia ianao ry Jerosalema, Izay efa vita tahaka ny tanàna Efa voalamina tsara. Any no hiakaran'ny firenena, Ny firenen'I Jehovah, Mba hisaotra ny Anarany Mba hisaotra ny Anarany Mba hisaotra ny Anaran'i Jehovah."كل ما أفكر ازاي ạ̉nt ṣkẖrẗ kẖlạṣy Vino şi laudă-L şi dai toată gloria Где ты прекрасная светлая ясная Ristillä kuoli Vapahtaja ناظراً إليك Ó šťastní Boží sluhovia, tam v jasnej nebies výši, vy anjelov ste druhovia Kto je Pánom džungle Bůh je mezi námi JESUS, ONS EER U
Song not available - connect to internet to try again?