Faly izahay nandre Havan-tia nanao hoe : " Miaraha aminay, Trano soa halehanay ". Efa tonga izahay Mba hivavaka Aminao : Ry Jehovah Tomponay, Mitahia ny olonao ! Miandrandra Anao izahay, Ka mangataka Aminao Hanomezanao anay Soa avy Aminao. Dia sambatra izahay, Fa mitoky Aminao ; Ka ho tanterahinay Izay rehetra sitrakao. Hoderainay Hianao Andro aman-alina, Mbamin'ny Anaranao, Foto-piadanana.İsa'ya Her Şeyi Ver tyjy ạlmrạḥm fy ạlnhạr رِبّه سِسلِن jysẖ ạ̉mlạk Has aumentado Восхищаюсь Тобой Hoy te rindo mi ser Бейтлехем Гюзел Бир Сабаха Уянъйорсун Мажнунтол Andaba yo sin paz
Song not available - connect to internet to try again?