Fanahy Masina ô ! Ny hevitray izao Ovay ho vao ; Vonoy ny otanay, Diovinao izahay, Ka ny fanahinay Onenonao. Fanahy Masina ô ! Tsinjovinao izao Ny olonao ; Mpananatra ô ! ovay Ny eritreritray ; Ny hadisoanay Esorinao. Fanahy hendry ô ! Jereo izahay izao, Ka hazavao ! Adala izahay, Mania ny hevitray ; Dia atoroy anay Ny lalanao. Fanahy Masina ô ! Mba asehoy izao Ny antranao ; Be tahotra izahay, Henoy ny hatakay, Ka ny fanahinay Ononinao.Basit ثناء الآب 'Tis the old time religion صوته الحلو أتاني Láska, čo nie je milovaná Ešte nie som v cieli Beni Gelip Buldun Bethlehem Kawl Eng Srdce plné vděčnosti Erzält von der Größe Gottes
Song not available - connect to internet to try again?