Fanahy Mpanazava, Ny foko hazavao Maniry lalandava Ny Pentekositrao. Ny aizina ao am-poko, Fongary re ho lao ; Ny foko mitoloko, Maniry indrindra Anao ! Fanahy Mpanadio, Ny foko mba sasao. Diovy re anio Ho tena lapanao ; Ny hevitray misoko Izay te-handroaka Anao, Dia ota te-hijoko, Esory sy fafao ! Fanahy Mpampahery Izay rerakao sy voa, Ny foko re dia tery Hiantoraka Aminao. Izay mandrebireby, Roahy re izao, Ny fo mitebiteby, Hiondana Aminao ! Amen.تەڭىرىبىز ىيسا مەنەن Se ti ollaras Senhor Ya Ruhun Allah, Zo Yanzu Saǵan múmkin emes zat joq! İsa, Beni Sevensin في اسم يسوع نصرنا أكيد ạ̹nt tqdr tqwl lʿạzr Masihim Ustozim (anʼanaviy) Гьозлеримиз' Ач, Раб, Сени Гьорелим Twe czoło smutki mroczą
Song not available - connect to internet to try again?