Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana koa Ny làlako ny Teninao Andriamanitra ô ! Ny Teninao Masina No mpitarika anay Handresenay ny Devoly Hanafika anay Madio ny Teninao Ka hianaranay Ka omeo ny fahendrena Ho tia ny Teninaoyǒu yī jiàn shì نفسي أرسم صورة Приди и воскликни спасенье скале Танръ'нън ЬОзю Севгидир Puedo confiar en el Señor Kurtar Beni Ey Tanrı Júregimdi ózgert, o Qudaı Iem Un chrétien je voudrais être พระนามพระองค์ Господом утешайся
Song not available - connect to internet to try again?