Fantatrao va ny Mpamonjy, Ilay Tompon-danitra ? Jeso, Kristy sy Mpanjaka, Zanak'Andriamanitra. Ilay nandao ny lapan-dRainy Feno voninahitra, Tompo tonga mba hanompo, Noho ny fitiavana. Eny, zava-mahagaga, Fietrena lalina : Saro-bidy ka tsy foiny Isika olombelona. Ilay Mpisorona Ambony Izao no asa sorona, Ka manolotra ny ainy Mba ho fanavotana. Ao ny lanitra mivoha Miantso anao hiakatra ; Aoka tsy hiroa saina, Manapaha hevitra. He mitsotra moramora Mba handray ny tanany ; Mitodiha : izao no ora, Maneke ho zanany.الأرض قد عطشت بۇكىل اتاق مارتەبەمدى بەرەمىن Одоо ч үргэлж мөнхөд رنموا للرب ترنيمة kẖyrk ʿlyh ạlmsnạ ạlận Viens, Esprit du Dieu vivant! Сунған гүлдәк Privesc spre ceruri si vad o tara Mil generaciones se postran
Song not available - connect to internet to try again?