Ianao 'zay mitady ny fiadanan-tsoa Amin'izao fiainana izao Ka mandeha mankatsy, ary sy aroa Mikorana ary koa milalao Kanefa tsy mahita izay mahasoa Fa vizana foana ny nofo Inty misy Fiainana atoroko anao Andramo dia hohitanao Jesosy, Jesosy, (Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia) No Fiainana atoroko Anao (Jeso) Jesosy, Jesosy, (Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia) No hany hampiadana anao Koa raiso Jesosy ho Tompo Mpamonjy Hanapaka ny fiainanao Dia hohitanao'Lay Fiadanana Haharitra ho mandrakizay Ianao ianjadiam-pahoria-marobe Amin'izao fiainana izao Tsy misy hazavana fo toa haizim-be No mandrakotra ny fiainanao Ka mila ho kivy sy hamoy fo Noho 'reo adim-piainana maro Inty misy fiainana atoroko anao Andramo dia hohitanao Jesosy, Jesosy, sns...لما كنت في الخطية Tu sei Ya Allah, Miƙa Hannunka, Ka Tsai da Haukansu ạ̉nt ạlạ̉mạn 我要因主喜乐 بارفع إلهي Севгин Сонсуздур Танръм, Кралъм Patut Segenap Yang Ada Megszülettem
Song not available - connect to internet to try again?