Notiavin'Andriamanitra fatratra Izao tontolo izao Ka nomeny ny Zanany Lahitokana Jesosy Kristy Fanomezana 'Zay tsara indrindra No atolotra antsika anio Fanomezana tsy manampaharoa Jesô Mahasambatra 2-Lay Jesô 'Zay tonga ho antsika Dia nanetry tena Nefa Zanaky ny Avo Tompo Lehibe Sy Mpanavotra Koa izay rehetra nandray Azy Dia tonga zanaky ny Ray Manana fiainana tena maharitra MandrakizayУшул тойго Кудай берсин батасын ạ̉nt llsẖfạh Aleluja, Kristus je živý Mamy ny fitianao Because of You Hevenu Shalom Aleichem bù shì méi yǒu jiā wbrgẖm jrạḥk Davanti a te Hledej v slově Božím
Song not available - connect to internet to try again?