Fitiavana rano velona, Loha.rano lalina ; Ka miafina ao anatiny Ny fiainan-danitra. Fitiavana no nirahina Avy tamin-Jehova;h ; O, mba raisonao, dia ho fanta-trao Ny fahasarnbarana. Fitiavana didy tokana Ary didy lehibe ; Mitoera ao, hitoeranao Arnim-piadanam-be.هيا نرنم Я у брега погребенья Сəндəн узаг идим бу дүнјада మాధుర్యమే నా ప్రభుతో జీవితం مزمور 150 La mano taladrada Tsara re, ny lanitra Krížová يا سيدي لما ارى نجومك O Seigneur éternel
Song not available - connect to internet to try again?