Fitiavana tokoa re, ny Ray an-danitra Fa manolo-java-tsoa Tena mahasambatra Ho antsika izay mpanota, Ory, osa, rera-po, Izy masina sy to Ta-hanaisotra ny ota Noho ny fanavotana Vitan'i Jesosy e ! Tsy ho very, ry mahantra Sy miferin'aina izao, Fa ny Ray Izay feno antra, Aoka mba hinoanao. Sambatra ny voavela Heloka tokoa re, Fa Jesosy manome Fanavaozam-po sy lela, Hira fideram-baovao No ho re an-dalalanao. O, ry Rainay be fitia, Mba ampio izahay, Tsy ho kivy, tsy hania Ao am-pandehananay, Fa handroso mba hankany Aminao an-danitra. Ry Andriamanitra, Be ny loza atý an-tany Fa ny ranomasonay Faohinao rahatrizay.أنت معي ما أحلى السجود Osannando Рождество в небе горит звезда Мен Сендей болгум келет, Ыйса Sen Kanınla Bizi Satın Aldın АКО МОЖЕХ ДА ЗНАЯ Tylko Ciebie, Jezu drogi Azi e sărbătoare Ouvre le ciel
Song not available - connect to internet to try again?