Fo mitambatra ho iray No entina eto izao Mitrotro ny fitia Hohamasinin' Andriamanitra Hitombo hery sy Hamerovero koa Ka hifanaiky ireo olon-droa Fa hiombom-piainana Na inona miseho eto an-tany Dia vonona hifampitantana Fitiavana toy ny an'llay Jesoa Fitiavana manolotra ny aina Fitiavana mandresy fahotana Fitiavana ho mandrakizay doria Toy 'zao androany izao 'Lay nofinofy izay Niainanay taloha Ka indro fa miara-belona, Miara-tsambatra Anivon' ny fitia 'Lay dina izay Niarahana nikolo No hamafisina ho doria Hotehirizina ho vaovao Handrobona, hitombo hasina Fitiavana toy ny an'llay Jesoa, sns...Davide il pastore عيد الليل Na Hun Na Mangpha Na Käyn tällaisena turviisi ạ̉nạ ḥmạmẗ Я склоняюсь пред силою любви Йюджелиин ичин бени яраттън Hamma kitoblardan dunyoda أيا رب إن شئت Jonim yolgʻiz Tangrida
Song not available - connect to internet to try again?