(Maintimolaly) Haja sy voninahitra Omena an'Andriamanitra, Fa Izy ihany no mahefa // Izay sitrakin'ny fony // Masina, tsy azo haratsina, Mahery, tsy azo resena ; Marina, tsy azo laingaina ; // Hendry, tsy azo fitahina // Ny am-po toy ny am-bava; Ny maizina toy ny mazava Ny takona toy ny miseho ; // Tsy misy àry tsy hitany // Tsy miova ny fombany ; Lehibe ka tsy oharina ; Tia, tsy azo arovana ; // Miantra, tsy azo ferana // Saotra amam-bavaka atao Dera sy laza ho Azy ; Izy no ivavahana // Fa anton'izao tontolo izao //Kdo na kolenou klečí Dzięki Jezu 阿爸父我们回来了 Vur kapımı açacayım To co dal mi Bůh ۅمۉردۉ ساعا بەرەم Не просто петь слова mhmạ kạn ạ̉sry Шукур айтинг, Худойимга (анъанавий) Toccherò
Song not available - connect to internet to try again?