Hajain'ny saiko Fototry ny aiko, Itsaohan'ny fanahiko, Tokana iriko, Malala tiako : Hianao, Jeso Mpamonjiko ! Mety malazo Ny voninkazo, Ny ahi-maintso koa re ! Fa misy lova Tsy mba miova : Jesosy Perla soa e ! Ao lalandava Ny andro mazava, Ny kintana, ny volana ; Jesosy irery Tompon'ny hery : Tsy azo ihoarana. He, igagàna Ny hatanorana, Fa na mahafinaritra, Mety mihena Ny herin-tena : Jesosy no maharitra. Tsy misy fetra Zavatra rehetra Hianao Jesosy, Tokiko, Akaiky ahy, Zoky Mpiahy, Ny tsara indrindra amiko. Raha ho lasa, Fa vita ny asa, Tohano aho, Jeso ô ! Ampio aho Sy atanjaho, Ho sambatra eo an-tratranao.إنني أسبى بحب جارف Kaloming ruhimni C'è potenza nel nome di Gesù Пашешь паши с надеждою tiān shǔ nǐ ya de shǔ nǐ مولاي زدني نعمة Vitaj nám deň zasvätený Тек Мәсіхте үміттенем Kei Lam Hungnga Kitin Lead Me To The Cross
Song not available - connect to internet to try again?