Hajao ny olo-masina Mpanaraka ny Tomponao, Miely sy Manerana Izao tontolo izao ; Ireo dia tonga ohatra, Ka tokony harahinao, Na efa olon-dehibe, Na zaza hianao ; Tanteraka ny sasany, Ka efa nody amin-dRay ; Ny sasany dia mbola atý Milasy amin-day. Ka betsaka ny isany, Na atý, na ao an-danitra ; Ny Rainy kosa dia iray, Andriamanitra ; Ireo maro namanao Miantso koa maka anao Hiaraka hiezaka Hankao an-danitra ; Ka dia miezaha re, Ka aza kivy hianao ; Jereo ao aloha ao Ny loka ho anao.Rab Sevginin Işığı Parlıyor Когда печаль холодной болью вьюжит Улуу Падышаны даңктайбыз 天父我有一个很深的期待 Kim Sever Beni Senin Gibi Rab rạfʿyn ʿạly Йюджелсин Танръ! Не Бюйюк Ишлери! Благочестие Fire Never Sleeps Свежий ветер пронесись над нами
Song not available - connect to internet to try again?