Haleloia, asandratray Ho Anao, ry Jeso ô ! Resinao ny rafinay, Fa nitsangana Hianao. Foana ny fasana Fa tsy nahatana Anao; Ny fahafatesana Dia nofolahinao. Ka mihira izahay, Fa nandresy Hianao, Ka ho velona indray Izahay madinikao. Hianao hisaoranay Raha hitsangana izahay Ka handao ny fasanay, Mba handray ny lovanay. Dera no ventesinay Ho Anao, ry Zokinay ; Hoby no asandratray, Ry Mpanjaka maminay.回来吧神的儿女 Мир без войны Taký, hľa, som Tómalo wèi shén me zǒng shì kū yswʿ ạ̉nt tʿlm 重逢 jʿlt jlạlk fwq ạlsmạʾ Seninle devamedecegim Žalm 8
Song not available - connect to internet to try again?