Haleloia, haleloia ! Jeso no Mpamonjiko, Haleloia, haleloia ! Afaka ny heloko. Sambatra aho, tretrika aho, Ahy re ny lanitra, Haleloia, haleloia ! Jeso no Mpanavotra. Haleloia, haleloia ! Ravoravo re ny fo, Haleloia, haleloia ! Jeso re no soloko. Afaka aho, afaka aho, Levona ny otako ; Haleloia, haleloia ! Lanitra no lovako. Haleloia, haleloia ! Matokia hianao. Haleloia, haleloia ! Maty mba ho solonao. Jeso Tompo mahatoky, Ry mpanota very ô ! Haleloia, haleloia ! Raiso ny famindrampo.لا تخاف Poutníčkové, kam kráčíte Вечные радости там в небесах Слава и Осанна Иисусу Не заман ялваръйом, Раббим, бен сана На могучих крыльях веры далеко я в высь несусь ساڭا مەدھىيە ئوقۇيمەن ئەيسا پادىشاھىم Italia Над городом кружит пурга Il tuo ritorno
Song not available - connect to internet to try again?