Haleloia ! haleloia ! Miderà ny Tomponao, Manandratra feo hidera An'i Jeso Kristy 'zao Fa nijaly mafy Izy, Nefa indro velona Izy Ao an-danitra tokoa ! Eny, velona ny Tompo, Mba ho santatsika koa Ka ho velona ny mino Sy hitsangana tokoa ; Dia handray ny lova soa Satro-bolamena koa, Ka hidera ny Mpamonjy Sy ho sambatra avokoa. Haleloia ! haleloia ! Haja, hery, saotra anie No hatolotra ny Tompo, 'Zay Mpandresy lehibe, Hoderaina lalandava Fa Mpanjaka manan-jo, Haleloia ! haleloia ! Hoderaina eram-po !Милость что к нам проявил Христос Чексиз сүйүү самадым Մեծ ես Դու,Ով Մեր Հայր Om jeg eide alt men ikke Jesus He careth for you Vola via con me Да он есть Альфа и Омега Show Us Christ بميلادك يا ربي Ты явил Свою любовь
Song not available - connect to internet to try again?