Haleloia! Iza moa ireo miakanjo fotsy lava, ary avy taiza izy ireo? Ireo no avy tamim-pahoriana lehibe, ny akanjony nosasany sy nofotsiany tamin'ny ran'ny Zanakondry! Haleloia! Ary noho izany dia mitoetra eo anoloan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra izy, ka manompo Azy andro aman'alina eo amin'ny tempoly. Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, fa ny zanak'ondry izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy, ka hitondra azy amin'ny ranon'aina, ary hofafan'Andriamanitra ny ranomasony rehetra amin'ny masony.Iso Masih Xudoning Soʻzi Երկիր Հայաստանյաց Jöjj, itt az idő تعليق 3 ṭwby̱ Умер за меня Христос Vždy bližšie pri tebe ٴبارى تىنىش، الەم ۇيىقتاپ جاتقاندا Миңдеген аллилуйя Благодарные сердца поспешите в дом Отца
Song not available - connect to internet to try again?