Havaozy, Tompo ô, Ny endriky ny tany, Ny voninahitrao hatao Fahazavany, Izao aizim-pito izao Levoninao tokoa Izao ratsy be izao // esory avokoa // Havaozy Tompo ô, Ny endriky ny tany, Reseo ny rafinao, Ravao ny fanjakany, Ampanjakao tokoa Jesosy Zanakao, Izao rehetra izao // hanao ny sitrakao // Havaozy, Tompo ô, Ny endriky ny tany, Koa averenonao indray Ny hatsaràny ; Fanahy Mpanavao, Ny famelomanao Tadiavinao izao // vitao ny asanao // Havaozy, Tompo ô, Ny endriky ny tany, Ny olonao izao maniry Indrindra izany. Henoy ny sentonay Miakatra aminao, Ka hafainganonao // ny fanavaozanao //أما عنك لن أحيد 一主一信一洗一神 شكراً لك يا ربي qlby byhtf byk Nech všetko čo má Ah! pourquoi l'amitié Mi vagyunk az Istennek Лобисько дорад 青春和昨天来不及回顾 Көмекке келдің
Song not available - connect to internet to try again?