He, alina indray izao, Jesosy Tompo ô , Ka aoka ny mpanomponao // Homban'ny elatrao // Fa iza no hahita anay, Raha azon-doza izao, Kanefa kosa aronay // Ireo anjelinao // Ka raha hatory izahay, Ry Rainay tsara ô ! Ny tena sy fanahinay // Dia mba arovinao // Ka raha haposakao indray Ny masoandronao, Fohazy tsara izahay // Hisaoranay Anao //zy ṭyr My heart your home Piosenka Hip-hop'opwa - Revolutionary 2005 Álemdi Qudaı Súıedi Гюнахлъйъм Арънмая Йетмез Гюджюм Gdybym języków miał tysiące افتحي لي Nestydím se Изкупителят Yəhya dedi: «Mən su ilə
Song not available - connect to internet to try again?