He alina ny andro, Ka mba esorinao Ny fahotako maro, Mba tsy ho hitanao ; Reseo ny mpamely Ny zanakao, ry Ray ; Iraho ny anjely Hiambina anay. Raha maizina ny tany, Ny andro tapitra, Tsaroanay ihany Ny fasa-maizina ; Arovy lalandava Izahay, ry Tomponay, Ka aoka ho mazava Ny hitsangananay.Гайхамшигт нигүүлсэл ạllh kẖạlq kl sẖỷ yạmạ ktyr bạḥlm 我告诉你 Снег Тебе навстречу ldẖlk sr qlby أنا هافرح بيك Դու Հանգստացնում ես Ինձ C'est à la croix
Song not available - connect to internet to try again?