(Maintimolaly) He ! be ny hasoavana, Fa tonga ny fotoana, Ka Kristy Tompo teraka Hamonjy sy hanavotra. Ny fahotan'ny olona Dia lova tamin-drazana : Isika trany avokoa, Ka very re ny aina soa. Inty ny zaza masina e, Izay neken'ny Rainy hoe : "Ny Zanako Malalako, 'Zay mamiko sy sitrakao" Ny dera eran-danitra Omeo an'Andriamanitra 'Zay nahafoy ny Zanany Hanavotra ny olony.Имансыз олма, гардашым, тəəссүф едирəм ки, сəн Коркма дийорсун бана Vivo Strážcovia stáda Božieho ها أنا آتي Ето, колко са блажени Hər səhər eşidirəm Sənin səsini tʿạl bynnạ Ardımca gəl - dəniz çalxalananda Я так хочу Господь
Song not available - connect to internet to try again?