He, faly ny fanahiko, Fa avy Ilay Malalako, Dia Jeso tonga zaza, Ka mety ho Mpamonjiko, Na dia tsy mendrika aza Izaho, ry Jesosy ô ! // Raiso ho Anao ! // Ry Jeso Zazakely ô, Iriko mafy Hianao, Avia re, ry Zaza, Ny foko itoeranao Na dia ratsy aza Ka tsy mba mendrika Anao, // Ry Jesosy ô // Endrey ny fitiavanao, Ry Ray, namoy ny Zanakao ; Izahay, izay fahavalo Ka ivesaran-keloka, Avelanao hivalo Ka hiditra ao an-danitra. // Enga ka ho ao ! // Endrey ny fifaliana Tsy tratry ny fisainana Ataon'ireo anjely Manerana ny lanitra ! Fa any ny Noely Hitohy tsy ho tapitra, // Enga ka ho ao ! //Бақытты Құдай алдында құр алақан тұрған sydy ạmlạ̉ ḥyạty tẖmạraⁿạ فى وسط عتمة ليلي Kdo k pluhu ruku svou قصد التجسد العظيم У дверей неба ạ̉bạnạ ntḍʿ ạ̉mạmk Világíts Мээримдүү жүзүң Istenünk, szent vagy
Song not available - connect to internet to try again?