He, izany hira manako re ! Ilay zaza very tonga amin-dRay He ! faly faly izay mandre : Ilay efa maty velona indray. Indro ny Rainy lasa nankao, He ! fa miteny : « Peratra soa, Soloy ny lamba, kapa alao » Ilay efa maty velona indray. He, izany hoby an-tranon- dRay ! Fa voavonjy ilay nania ; Hobio ry tany sy lanitra ! Ilay efa maty velona indray. O, ry anjely an-dapa soa ! Miraisa hina hanandra-peo ; Aza mangina, fa mba lazao, Ilay efa maty velona indray.오소서 진리의 성령님 - 부흥 2000 Nie rzucim wiary Mesih Benim Sığınağım ạ̉nạ dʿyt llmjd Адашкандарга жол көрсөтөсүң Бахт фақат осмонда Van Huihchim! إوعى تكون مشغول wǒ men dōu kàn dào Энэ дэлхий бартаатай - Есүс бүгдийг төлсөн
Song not available - connect to internet to try again?