He, Jehovah no Mpiandry ahy, Tsy mba misy atahorako ; Raha Izy no mitondra ahy, Ahi-maitso no handriako. Eny, fa ny tany karankaina, Dia hody saha lonaka, // Ary ao amoron-dranon'aina Hialan'ny foko sasatra // He, Jehovah no Mpitarika ahy, Ao an-dàlam-pahamarinana, Koa tsy ho kivy ny fanahy Amin'ny alo-pahafatesana ; Hianao ry Tokiko irery, No hiara-dia amiko, // Ka ny tsoran-kazonao mahery No hanafaka ny tahotro // Amelaranao latabatra aho Eo imasom-pahavaloko ; Notoloranao kapoaka aho, Ka mahery sady afa-po ; Eny, indrafo tsy hita lany No hiaraka amiko izao // Mandra-pahatongako ho any Hanatrehako ny tavanao //Мы приветствуем тебя Másih adam bop Haleluya No te rindas Praise Him, Praise Him, Praise Him in the morning Иисус Царь всей земли Hatim ba Te Ztiš srdce mé Qol aıaǵymdy عاجاپ راقىم
Song not available - connect to internet to try again?