He, Jesosy Tokintsika ! Tompon'ny fiainana Tonga eto amintsika Olon-kovangiana. Izy no hitory teny Soa, mahavelona, Fa ny ainy no nomeny Mba ho solo-voina. Andrandraonao ka andraso Ny Mazava lehibe Dia Ilay tsy hita maso, Mpanazava, Mpanome ; Fa ny ainao dia ho very, Raha tsy arahinao Ilay Mpanjaka manan-kery Izay nanavotra anao. Eto afovoantsika Ilay Mazava tokana ; Sambatra izay mahita Azy fa ho velona. Ry Jesosy, iresaho Izahay mpianatrao Hafanao sy hatanjaho Ny finoanay Anao !ఆరాధన ఆత్మతో ఆరాధన Когда в душе твоей темно У дикого гуся могучие крылья سماوات جديدة Вот она любовь ḥbẗ mlạ qlby Keď vstávam nad ránom من أجل مجدك Знайду надзею у Хрысьце Пам'ятайте батьків
Song not available - connect to internet to try again?