He, Jesosy Tomponao Malahelo, mitomany, Fa izao tontolo izao Mbola mihomehy ihany, Ka ho ratsy fiafara, Fa manda ny Tompo tsara ! Indro, tevana no ao, Fa tsy hitan'ny mpanota, Izay mandihy faly izao Sy manaram-po manota. Ry adala miverena, Sao ho very famonjena. Mba heveronao izao Fa ny tenanao ho faty ; Koa ny fifonanao Aza ataonao matimaty ! He, ny Tompo mitomany ! Sa tsy azonao izany ? Latsa-dranomaso be Sy onena ny Mpamonjy ; Koa mifohaza re Manatòna ho tra-bonjy, Fa Jesosy be fitia Mitomany ny mania.On je slávy Král Ja viem On zachránil ma Cristo Es La Pena De Horeb كم مرة Toruj, Jezu, sam Standing in the need of prayer Oby już wkrótce ạ̉nạ kẖạṭy تعليق 1 - أطفال بيحبوا مصر НИЙ СМЕ В ТВОЯ СВЯТИ ДОМ
Song not available - connect to internet to try again?