He, lasa ny zaza malalan'ny fo ! Atolotra ny tany ny tena ho lo. Tsy maty anefa ny zaza, fa he Jesosy no milaza : « Matory izy e ! » Jesosy hamoha ny zaza indray, Hiara-paly amin'anjelin'ny Ray. Ka mba mionòna, ry havana atý ! Ho hitanao ny zaza ao an-danitra arý.Chętnie, żwawo, my pielgrzymi ziemscy От Адама с Богом споря ạnt ạlạwl wạnt ạlạkẖr Sunt iertat caci ai fost parasit Яви Свою славу Voici venir l'orage Oh Lord our Lord Meniń xalqım Дағлары дашларла бəзəјəн La corona della vittoria
Song not available - connect to internet to try again?