He, maharavoravo ! Miantso zaza e Ny Andriamanitra avo, Mpanjaka lehibe ; Ka andeha hanatona Azy, Fa hoy ny Tomponao : "Mba avelao ny zaza Hanatona Ahy izao." Isika mbola zaza Kanefa tian'ny Ray, Na dia tsy hendry aza, Na dia tsy mba mahay ! Ka andeha, ..sns. Ny tahotra esory, Ny henatra ario ; Tsy laviny akory, Ka manatòna anio : Ka andeha, ..sns. Manetry tena izy, Ka saotra no atao; Isika mbola ankizy Matoky Azy izao, Ka andeha, ..sns. He maharavoravo ! He, mahafaly fo ! Fa zanaky ny Avo Isika atý anio : Ka andeha, ..sns.Jak jeleň dychtí za vodou Әрдайым қуанып жүріңдер шаттанып Ochranca Love On The Line M-am hotarat sa-l urmez pe Isus ناقصني حاجة ln ạ̉kẖṭỷ mạ ʿạd fy wqt Xudo Hammani Sevar Jésus, nous te couronnons
Song not available - connect to internet to try again?