He miandrandra Anao, Jehovah Tompo ô ! Ny olonao; Henoy ny vavakay, Vonoy ny helokay, Hahafantaranay Fa Zanakao. Raha hodiavinay Ny tany maizina, Tarihonao ; Fafao ry Jesosy Ny ranomasonay ! Ka mba esorinao Ny tahotray. Mba manomeza anay Ny hasoavanao, Ry Tompo ô ! Mba hahazoanay Ny hasambarana Tsy mety levona, An-danitra. Tohanonao Izahay, Rehefa tapitra Ny andronay, Ray ô ! mba hamoray Ny hanalana anay Ho any Aminao, mandrakizay.Сиыр далада жайылады Свои колени JESUH MIN SUNGLAWI Veď nás, ó, Pane Here wys my die weg هافضل أسبح ربي انت حياتي Alleluja, Jézus feltámadt ạ̹smʿhạ yạ kẖạṭy klmẗ Sonsuza Dek
Song not available - connect to internet to try again?