He, mijaly ny Mpamonjy Ao Getsemane izao ! O, ry te-ho voavonjy, Manaraha Azy ao ; Indro ny Mpanavotrao, Fa mitady ho anao. Ory ao ny Tompon'aina Mafy re ny adiny Ka misento mitaraina, Toy ny ra ny dininy. Ry mpanota mijere, Mihevera ka hendre ! Indro tonga ny anjely, Mba hampahatanjaka An'i Jeso, Izay nijaly Amim-panaintainana. Ry Mpamonjy tia ô ! Mamindrà fo amiko.Отбросить всё Как тяжко на сердце бывает порою เวลาของเอลียาห์ Пусть слепой скажет Вижу مابَقيتشي مُجَرّدَ بَني آدَم تسبيحي هيعلالك عارىشتى اينالادى جەرىمىز قاڭباقتاي Подшох حسن هم النشيد 不知道哪一天
Song not available - connect to internet to try again?