He ! misy re fonenana ; // Tsara e ! // Kanefa tsy mba lavitra ; // Tsara e ! // Ny trano ao voavoatra ; Ho an'izay mangataka ; Fa Jesosy no Tompony, // Tsara e ! // Tsy misy fahoriana ao ; // Tsara e ! // Tsy misy alahelo ao ; // Tsara e ! // Ny ota tsy tafiditra ao, Ny devoly tsy monina ao, Fa ny anjely masina ; // Tsara e ! // Ny Tompo dia miantso anao ; // Tsara e ! // Ny teniny henoinao ; // Tsara e ! // " Avia atý ry zanako ! Ka mibebaha re anio, Tsy misy 'zay holaviko " // Tsara e ! // Efa azonay ny santatra ; // Tsara e ! // Voavelany ny heloka ; // Tsara e ! // Ho any faingana izahay, Fa Kristy manome anay Fiainana mandrakizay ; // Tsara e ! //За Христовата длан ạ̹dẖạ twạḍʿ sẖʿby Рассвет Sa fii înălţat să fii înălţat ليك المجد يا عالي جعلت الرب أمامي rbnạ ạ̉ẓhrt ḥbạ Darca spásy, Ježiš سبحي ربنا يا كل พระเยซูเจิมข้าด้วยเพลงใหม่
Song not available - connect to internet to try again?