He ! misy tany soa Izay tsy atý ; Maro ny olona Faly arý ; Tsara fonenana Sambatra sy tretrika Sady finaritra Izay mponina ao. Aza sondriana Foana atý ; O ! miomàna re Mba ho arý ; Be fiadanana, Tsara fitoerana, Be haravoana Izay mponina ao. Mafy izay manjo Hita atý, Ka misikìna re Mba ho arý ; Jeso mitandrina, Sy mitahy fatratra Ary mahenina Izay mponina ao. Aza variana Foana atý ; O ! miaingà izao Mba ho arý ; Jeso Sakaizanao No Mpitari-dalana, Ka dia hitondra anao Ho tonga ao.Venid, Fieles Todos Dzięki, Jezu Concerto di lode Hay Libertad Even When It Hurts (Praise Song) Исус Назарянинът минава Ty si moje víťazstvo Je veux demeurer dans ta grâce داڭقتاعىلا انى باردىق ەلدەر İşte Geldim! Yok Fazilet. Tek Ümidim O Kefaret
Song not available - connect to internet to try again?