He ! ny andro mora lasa, O, ry mpivahiny ô ! Tsy ho ela, kely sisa, Dia hody hianao ! Tsy mba fantatrao akory Izay hahafatesanao ; Koa aza mba matory, Sao ho very hianao. Miomàna ry sakaiza, Aza mba tamàna atý, Fa ny eto tsy mateza, Miaingà mba ho arý ! Ao ny Tomponao Jesosy, Hampihaingo tsara anao, Fa ny rany no mamofsy Ny akanjo ho anao.Как воды водопада Jam stęskniony أنا واحد على قدي Nigohimni Qadayman విజయ గీతముల్ పాడరే Viaţa-i ca un tren de munte Benim RAB'bim bana yeter ياربي يسوع إنت رجائي مِنده تَزه یورِک یارات Свидетел съм
Song not available - connect to internet to try again?