He ! ry namako mahantra, Indro Jeso Tompo tia, Ilay Mpamonjy feno antra, No mitady ny mania ; Olom-bery tsy mba foiny, Ka na diso aza re, // Mbola tiany sy antsoiny Hanam-pifaliam-be // He ! fa tsy mba misy fetra Ny homena lova soa Fa ny olona rehetra Samy tiany avokoa ; Nefa izay be hataka andro Dia hanenina tokoa ; // Misy fetra ny fotoana Azo amindrana fo // Manatòna ankehitriny, Ry mpanota ory fo ! Mba hesoriny ny tsiny Ka hadio indray ny fo ; Fa ny ota hosasany Dia ho afaka avokoa, // Izany re no fikasasny Ka tsy maintsy to tokoa // Fa izay mandà ny teny Sy maditra, mafy fo, Hampangain'ny teny reny, Fa tsy nety nakatò ; Jeso Tompo no hitsara Sy hamaly ny natao, // Nefa kosa ny anjara Dia miankina aminao //إذا أراد أحد Kelinler doslar Onı maktaiık Желающий пусть берет воду жизни даром Gesù asciuga le tue lacrime Դու Եկար Այս Աշխարհ Не страшно уже في قلبي Отпущу свою боль Буду погружаться من أنا يارب
Song not available - connect to internet to try again?