He, sahanao, Mpamonjy ô, Izao rehetra izao. Ka be izao ny vokatrao, Fa vitsy ny Mpanao. Indreto, tonga izahay Hivavaka Aminao, Hanolotra ny tenanay * Hiasa ho Anao. * na Haniraka ny namanay Ny firenena marobe Sy nosy mba tahio, Indrindra fa ny Nosinay, Ry Tompo ô tahio. Vimbinonao ny irakay, Ny feony hamamio, Indrindra fa omeonao Ny zotom-po madio. Tahio re ny olonao Hihaino sy hanoa, Mba hahitany Aminao Ny antra mahasoa.Побажаєм тобі удачі Náš Bože, Pane soboty Кон чуствинел Исусес Noi siam soldati lḥẓẗ ḍʿf Jesteśmy Panie kapłaństwem Twym Sorgete figliuoli d'Israel Алтарь Smutku AHOJ Marjan taqtıń
Song not available - connect to internet to try again?