He sambatra, Jesosy ô, Ny ondry vitsinao ! Fa Hianao Mpiandry soa Maharo ny Anao ; Ny ainao no natolotrao Ho an'ireo ondrinao, Ny very tadiavinao Hiaraka Aminao. Izaho voamarika, Ho isan'ny Anao, Anefa mba matahotra Sao dia lavinao Ka aoka mba hotairinao Ny foko, raha hitanao Fa mila ho sondriana Sy diso lalana. Ny hafanana mahamay No mahatrotraka, Anefa mbola tazanay Ny fitsaharana. Ho avy faingana anie Ny andro soa lehibe, Izay hamelaranao ny lay Handrakotra anay.وسى جالعان دۇنيەدە اي ٴومىر سۇرگەن ٴار پەندە Христиане едины qsẖẗ wqsẖẗ يكفيني ربي Nous chanterons pour toi, Seigneur Səmavi Atam, qüdrətli Allah Boh láska je عیسی یِکه-تَک یُلدیر! يا سيدي كم كان قاسيًا في الطريق كنت وحدي
Song not available - connect to internet to try again?