He ! tazana ao an-danitra Vahoaka finaritra Mitafy fotsy, ravo fo, Ka mirana avokoa. Ny vazantany efitra No nielezan-kafatra, Dia tonga izao Ny ory tao, Ka afaka entana. Ny ran'ilay Mpamonjiny Nahafotsy ny ankanjony ; Koa dia ireo Manandra-peo Am-pifaliana. Ho an'Andriamanitra An-tsezam-boninahitra Ny famonjena anie ! Hobin'ny marobe, Ilay Zanakondry avotra No nanafahan-tahotra Izay voaray Ho zana-dRay Hobio mandrakizay ! Ka saotra voninahitra Ho an'Andriamanitra, O, mba derao, Ankalazao, Haleloia ! Amena !В жизни земной всё приходит к концу Xudosiz yashab men nwr ạlmdẖwd - lạ thtmwạ llgẖd Rabbimle ben sevinirim Shepherd DAWTNAK NIH VAILAM AH A THLAI Мне надоело Je demeure tạ̉ml 2 Севгисиз ҳаёт йўқ
Song not available - connect to internet to try again?