He ! tianay ny monina eto, Fa maminay ny valanao, Tsy tianay, fa mampisento, Ny lavitra ny tranonao, He ! tianay ny monina eto, Fa maminay ny valanao, Tsy tianay, fa mampisento, Ny lavitra ny tranonao. He ! tianay, fa misy aina, Ry Tomponay ny valanao ! Tsy tianay, fa tany maina Ny lavitra ny tranonao, He ! tianay, ..sns. Fehezinao, Mpiandry tia, Milamina ny valanao ; Tsy misy tsy mifankatia Ny ondry izay tarihinao, He ! tianay, ..sns. Ny fanimban'ny fahavalo Dia lavitra ny valanao ; Mitazan-davitra mandalo Ny rafinao tsy tia Anao, He ! tianay, ..sns. Ny fototra izay mahatsara Ny valanao, ry Tomponay ! Dia Hianao Mpiandry tsara No miara-monina aminay. He ! tianay, ..sns.نباركك يا مليك المجد قانشاما كەرەمەت ىستەرىن، مەن ونىڭ بايقاماپپىن lmạ ḥrwf ạlnwtẗ Менин жаным самайт дайым Сени В синіх небесах Canto del cuore myn ysẖfy ạlqlb ạlmkswr mrẗ qʿdt wknt kẖạyf yswʿ mlk ạlmlwk На светъл облак полетя
Song not available - connect to internet to try again?