He torimaso mamy No atolory ahy, Ry Raiko Mpiandany, Sy herin'ny fanahy. Ny sandrinao mahery No hiampofo ahy ; Ny masonao mijery, Manala ahiahy. Ny otako androany Koseho, Raiko ô ! Ireo ory mitomany Ampaherezonao, Ny havako rehetra Sy ny sakaiza koa, Tahio tsy hanjoretra Ampifalio tokoa. Ireo sahiran-tsaina Sy mandry fotsy izao Ny kivy, mitaraina Vonjeo, ry Tompo ô ! Ireo marary maro Sy ny mpitsabo koa, Tahio, ry Mpiaro, Arovy tsy ho voa. Hianao no tokinay Ka dia hatory izao Ireto nofonay Am-pelatananao. Sakano re ny ratsy Mba tsy hamely izao Ry Jeso Mpiambina ahy Sy voninahitra ô !Pe marea vietii valuri se ridica Жараткан бизди сүйүдү Бог добрий أنا أنا الرب Avram'ın Şiiri Jesus, tender Shepherd, hear us-Brocklesbury /Evening Prayer/Nettleton-Come Thou Fount Barankowi chwałę, cześć Сүйүнчү, элим, Бейт-Лехем шаарында Тишина никого рядом нет أطلـبوا ملكوت الله وبـره
Song not available - connect to internet to try again?